Mamangy fahoriana ny fianakaviana sy ny tarika mahaleo ary ny malagasy rehetra noho ny fahalasana an i Raoul @ tarika Mahaleo RAOSOLOSOLOFO Razafindranoa né le 1er Avril 1951 à Marolambo -Tamatave Raoul est médecin (formation roumaine). La spécialisation de Raoul : la médecine sociale.
Raha tsy ho eto intsony aho
Fa handeha vetivety
Handeha mba hitety
Iny habakabaka iny
…
…Iny lalako iny hitsaho
fa angamba izy hety
Hanonofy vetivety
Sy hiaraka aminao
Hiaraka aminao
Nokotrehiko izy iny
Ary efa saiky foy
saiky efa tonga zavatra
zavatra revinao
Nefa iny lalako iny
Iny ihany no hitohy
Ary hitondra nofy
Ho nofisinao
Ho nofisinao
Raha toa ka malahelo
Raha toa ka mamelovelo
Antsoy aho in-telo
Hamafa ny alahelo
Nokotrehiko izy iny
Ary efa saiky foy
saiky efa tonga zavatra
zavatra revinao
Nefa iny lalako iny
Iny ihany no hitohy
Ary hitondra nofy
Ho nofisinao
Ho nofisinao
Raha toa ka malahelo
Raha toa ka mamelovelo
Antsoy aho in-telo
Hamafa ny alahelo
RAOUL
Un commentaire »
Flux RSS des commentaires de cet article.
Laisser un commentaire
Vous devez être connecté pour rédiger un commentaire.
tsara loatra, tena le original b milay e